Entry | 1 kely |
Part of speech | 2 adjective |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 10 189 words containing kely |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Tsy lehibe, madinika: Trano kely no ipetrahanay Tsy be, vitsy, tsy firy: Kely ny isan' ny mpianatra tonga Manify, mezaka: Kely ny vahan' io olona io Fohy zeny: Lazain' ny mpitantara fa olona kely, hono izany vazimba izany. |
Explanations in English |
12 [1.7] little, small |
Explanations in French |
13 [1.8] petit, peu |
Examples |
14 [2.4] Manampy anay amin’ ny varotra kelinay ao izy, rahefa nahavita izay mba vitany tamin’ ny fianarana. |
Analogs | 15 kely ray, kely reny, kely endaka, kambity, kambitry, tsingentana, botity, bija, bitika, boleta, bozeta, bozeny, mafy kely, vatokely, madinika, majinika, hetry, botry, katita, aketalahy, tsampirano, tapak' amponga, nihinan-tain' orona, tsapitika |
Proverbs | 16 Proverbs containing the word kely |
Anagrams | 17 kely, kile |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |