|
|
|
|

Entry1  latsaka
Part of speech  2  adjective
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
All compound words  9  47 words containing latsaka
Explanations in Malagasy  10  [1.1] (zavatra) Mianjera amin' ny tany: Latsaka ny satrony ka niondrika izy haka azy
Mianjera ao anaty lavaka: Latsaka tao anaty fantsakana ny zanaky ry zareo ao atsimo / Aza avelanao ho latsaka ao anatin' ny fakam-panahy izahay
Midina ambany, mitambotsotra: Latsaka ambany ny naotinao tamin' ny fanadinana farany
(olona) Tonga mahia kely noho ny aretina: Latsaka erỳ ianao izany hatramin' ny nahararianao
Mitete, mikoriana: Latsakany ranomasony teo am-pitantarana izany
Tafiditra, tafalentika: Latsaka ao antsaiko ny teninao
Ambany, ambaka: Tsy latsaka noho ny zokiny izy
Ambany noho, kely noho: Tsy latsaka ny ariary zato no nividianako io boky io
Fiteny amin' ny filazana ora raha mihoatra ny antsasany ka amin' izay atao fanalana amin' ny ora manaraka ny fotoana lazaina: Amin' ny sivy latsaka fahatelony izy no handeha
Explanations in English  11  [1.2] fallen down; fallen in, to fill a certain space; entered to be a scholar in a school, a soldier, etc.; laid, as bricks, stonework, etc.; not enough; fig. dead
12  [1.7] falling down; fallen down; to flow; inferior, insufficient
Explanations in French  13  [1.3, 1.8] qui coule
14  [1.3] tombé, versé, mort, né, pondu
15  [1.3] posé, placé, enrôlé, avalé, admis, approuvé, accepté, qui a pénétré
16  [1.3, 1.8] inférieur
17  [1.3] qui est descendu, qui n’atteint pas, qui n’arrive pas à, moins
18  [1.8] qui tombe; insuffisant
Examples  19  [2.356] Latsaka ny ranomason' i Maman.
20  [2.471] Tsy latsaka ny roanjato kilao ireo!
21  [1.3] latsaka ao an-tsaiko ny teninao (vos paroles ont pénétré dans mon esprit)
22  [1.3] tsy latsaka noho ny zokiny izy (il n’est pas inférieur à son aîné)
23  [1.3] tsy latsaka izy raha hiasa (il est très fort pour le travail)
24  [1.3] latsaka ambany ny mpianany tamin' ny fanadinana (ses élèves ont été inférieurs à l’examen)
25  [1.3] tsy latsaka ny ariary folo isam-bolana ny vola azony (il ne gagne pas moins de dix piastres par mois)
26  [1.3] tongava amin’ ny fito latsaka fahefany (arrivez à sept heures moins un quart)
Proverbs  27  Proverbs containing the word latsaka

Anagrams  28  alatsak, latsaka

Updated on 2025/08/10