|
|
|
|

Entry1  maloto
Part of speech  2  adjective
Root  3  loto
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
All compound words 
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Misy pentina, misy loto mifotetaka, tsy voadio: Maloto izany trano izany
Misolitika, misotisoty, tsy mahadio tena: Zaza maloto i Lita kely ka ihatahan' ny namany
Mahafabaraka: Raharaha maloto io ka hihatahako madiodio
Vetaveta: Tokony hofadina ny teny maloto
Explanations in English  11  [1.2, 1.7] filthy
12  [1.2] dirty
13  [1.7] impure
Explanations in French  14  [1.3, 1.8] sale
15  [1.3] impur
16  [1.8] souillé
Examples  17  [2.472] Marokoroko sy maloto daholo ny tenany rehetra.
18  [2.48] tsy mba azo nantsakána, fa maloto ny rano.
19  [2.996#3.11.31] Ireo no ho maloto aminareo amin' ny biby mandady
20  [2.996#4.19] Ny fitoeran-javatra rehetra misokatra fa tsy misy sarona mipetaka aminy, dia haloto
Antonyms  21  madio
Analogs  22  tsymadio, tsymadiotena, solotika, solotidotika, vorery, misoritika, tsilotidotika, somitika, misotisoty, mitavontavona, somerongerona, misavoretaka, vazina, misotitika, mikesonkesona, mifotafota, mahamenatra, vetaveta, mahavoafady, mahafatyvorona, tsyfampisehomasoandro, mamoafady
Proverbs  23  Proverbs containing the word maloto

Anagrams  24  atolom, maloto

Updated on 2025/08/10