|
|
|
|

Entry1  raha baka misisika ianao, izaho kirongo tsy azo idirana
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  raha, baka, misisika, ianao, izaho, kirongo, azo, idirana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina
Synonyms  5  raha baka mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana, raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho

Updated on 2025/07/29