Entry (1/6) | 1 sahy |
Part of speech | 2 adjective |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 7 12 words containing sahy |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Manana herim-po hanao zavatra: Tsy sahy niady tamin' ny zanako Isambilo Afaka manao, manaiky: Tsy sahiko ny handray io olona io ao an-tranoko Tsy matahotra: Sahy anareo aho, hoy Rakoto tamin' ny lehiben' ny jiolahy Afakahividy: Tsy sahiko ariary zato akory io latabatra io fa ratsy |
Explanations in English |
9 [1.2, 1.7] bold, daring impudent 10 [1.2] courageous |
Explanations in French |
11 [1.8] courageux, audacieux |
Examples |
12 [2.472] Iza no olona sahy hamita-bahoaka! 13 [2.48] Dia tsy nisy sahy niditra izy rehetra. |
Synonyms | 14 sahisahy |
Analogs | 15 mavany, misehaseha, tsymivandy, tsymivohovoho, bibinolona, mosalahy, kimosamosa, misenasena, manaovyvery, manaoanjoria, mivarotraaina, mitsambikimikimpy, manaikaloza, misehadoza, mitsenaloza, manabohamaty, mankahapaty, misotronyaleokomaty, misotrotsilaky, miniamatyhomaimbo, manehatranytandrokombymaranitra, voalavomanaikiby, voalavosasatrynymiaina, lolofotsymitonotena, atodymiadyamambato, basymaninanavaratra |
Proverbs | 16 Proverbs containing the word sahy |
Entry (2/6) | 17 sahy |
Part of speech | 18 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
23 [1.1] Fanevatevana amin' ny teny ratsy sy ompa. |
Explanations in French |
24 [1.3] insulte, injure |
Entry (3/6) | 25 sahy |
Part of speech | 26 adjective |
Explanations in Malagasy |
27 [1.78] [Taisaka]
resy |
Entry (4/6) | 28 sahy |
Part of speech | 29 noun |
Explanations in Malagasy |
30 [1.78] [Tanosy]
fifiahara fary |
Synonyms | 31 sy |
Entry (5/6) | 32 sahy |
Part of speech | 33 noun |
Explanations in English |
34 [1.2] the Arnotto plant. An infusion of the leaves is drunk by those who desire to excel in public speaking or in dancing, as it is said to make them bold |
Vocabulary |
35 Botany |
Entry (6/6) | 36 sahy |
Part of speech | 37 noun |
Explanations in French |
38 [1.196] (toute l'île) (on appelait sahy rano : capables d'affronter l'eau, les colorants de grand teint qui ne déteignaient pas au lavage. C'est probablement l'origine de ce nom). Bixa orellana L. (Bixaceae). Arbuste d'origine américaine, introduit à Madagascar pour ses graines qui fournissent une matière colorante rouge bien connue, le roucou. C'était aussi le colorant utilisé par les Améridiens (« Peaux-Rouges ») pour leurs peintures corporelles. D'après une autre tradition (côte Est), les graines auraient été administrées aux taureaux de combat comme stimulant, pour accroître leur agréssivité (de sahy (adjectif) : hardi, courageux). L'une et l'autre version sont également plausibles. Mais le pouvoir excitant des graines n'a jamais été scientifiquement vérifié à notre connaissance. |
Vocabulary |
39 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 41 hasi, hasy, hisa, sahi, sahy |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |