|
|
|
|

Entry (1/3)1  sisika
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Zavatra aiditra amin' ny hafa: Asiana sisika ny hazo eo am-panatsofana azy
Fanatsofohana, na fampidirana: Sisi-bola
Fanaovana zavatra an-ditra na ivelan' ny asa aman-draharaha fanao andavanandro
Zavatra na vola omena lehibe hanolikolena azy: Tokony hofadina ny monòme sisika ny mpiasam-panjakana
Explanations in English  13  [1.7] forced in between
Explanations in French  14  [1.8] qu'on pousse et insère entre des choses
Analogs  15  tsolotra, gaka, kolikoly

Entry (2/3)16  sisika
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  [1.1] Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, ohatra -in- atsofoka ao aorian' ny f amin' ny teny hoe fidy dia ahazoana ny hoe finidy
Vocabulary  19  Linguistics
Synonyms  20  tsofoka

Entry (3/3)21  sisika
Part of speech  22  noun
All compound words 
Explanations in French  28  [1.13] blanc de casse
Vocabulary  29  Economy: printing, drawing

Anagrams  30  asisik, kisasy, sisika

Updated on 2025/08/10