Entry (1/2) | 1 sitraka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Lalao ifanaovan' ny ankizy izay mifamely tehamaina ny lamosiny avy, eo am-pisarahana, sady mitsoaka [1.1] |
Examples |
4 sitraka sy telina sy mamy ny ataonareo:
[2.298]
|
All compound words | 5 2 combinations of this word |
Vocabulary | 6 Game |
Proverbs | 7 Proverbs containing that word |
Entry (2/2) | 8 sitraka |
Part of speech | 9 participle |
Explanations in Malagasy |
10 Tiana, telina: Sitrakao ve ny handeha miaraka amiko? Fitia, fitiavana, handitra: Mila sitraka loatra amin' ny lehibe izy Teny ampiasain' ny ankizy mba hampirisihana namana iray hiady: Sitraka? lasa leity! [1.1] |
Explanations in English |
11 pleasing; thanks [1.7] |
Explanations in French |
12 agréable, agréé, dont on remercie [1.8] |
Examples |
13 Raha sitrakao, ndeha hijery azy any isika?!
[2.470]
|
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 31 6 combinations of this word |
Analogs | 32 mamy, telina, fy, lany, ankatoavina, tiana |
Anagrams | 33 kitsara, 34 ritsaka, 35 sitraka, 36 tsikara, 37 tsiraka |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |