|
|
|
|

Entry (1/3)1  tanana
Root  2  tana
Part of speech  3  participle
Explanations in Malagasy  4  Gejaina amin' ny tanana, tazonina, fihinina: Tano tsara ny tady sao mianjera ianao
Hazonina, tsy avala ho very, ho lasa: Tano ny azo fa sarotra ny mita
Hazonina, tsy avala hivoaka: Notanany tao aminy ny zanany roa
Tehirizina; tsaroana: Notanany tao am-pony ireo teny ireo [1.1]
Explanations in English  5  to be seized, to be held, to be grappled; to be charged [1.2]
Explanations in French  6  qu'on tient, qu'on retient, qu'on arrête, qu'on saisit, qu'on garde [1.3#664]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
All compound words  11  4 combinations of this word
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Entry (2/3)13  tanana
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15  Rantsam-batana hatreo amin' ny hatotanana ka hatramin' ny rantsantanana, ary ampiasaina handray sy hikasika ary hitana zavatra: Manasà tanana alohan' ny hisakafo. [1.1]
16  les pattes de devant chez les animaux (les mains chez l'Homme et les Lémuriens)
Pour les plantes, désigne la base des pétioles des frondes de Fougères ; la base des tiges d'ignames, etc. [1.1]
Explanations in English  17  the hand
the forelegs of quadrupeds [1.7]
Explanations in French  18  la main, les mains [1.3, 1.8]
19  les pattes de devant chez les quadrupèdes [1.3, 1.8]
20  les manches des habits, etc. [1.3]
21  main, manche, rayon [1.5]
22  [tañana] main [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Examples  23  Raha sahy ialahy, tehafo ny tanako [2.472]
24  Noraisiko ilay bodofotsy tsara tarehy teo akaikiko, dia nanaraka ny tanako ny sombiny voaraiko [2.471]
25  Any ampaosinao ny tanany vatany vao variana kely foana ianao [2.470]
Morphology 
26  Simple :
Derivatives 
Adverbs :
All compound words  28  133 combinations of this word
Vocabulary  29  Biology 30  Zoology: (in general)
Holonym 
Meronyms 
Co-meronyms 
Proverbs  50  Proverbs containing that word
Article  51  Randzavola: tanana ao amin' ny Baiboly
Illustrations 

Entry (3/3)52  tana
Part of speech  53  noun
Explanations in Malagasy  54  Vohitra lehibe misy arabe migodana sy trano lehibe voalahadahatra ara-pomba mahafinaritra ny maso ary kianja malalaka isan-karazany: Mipetraka any antanàna izy fa tsy etý ambanivohitra. [1.1]
Explanations in English  55  a town, a city (written with the accent) [1.7]
Explanations in French  56  ville, village (s'écrit toujours avec l'accent) [1.8]
57  ville, village [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Examples  58  eny fa mahalala rariny tokoa izato hianao / ry Ifiadanana / ka sanatria tokoa raha hafoiko ny tanànanay. [2.131]
59  nefa ny firefodrefotry ny basy ao an-tanànan' Antsirabe mbola tsy mijanona. [2.324]
Morphology 
60  Simple :
All compound words  61  26 combinations of this word
Vocabulary  62  Geography: (in general)
Proverbs  63  Proverbs containing that word
Article  64  Randzavola: tanàna sy vohitra ao amin' ny Baiboly
Illustrations 

Anagrams  65 Natana, 66 tanana, tanàna

Updated on 2025/10/12