Entry | 1 tarehy |
Part of speech | 2 noun |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Ny faritra anoloana amin' ny loha, misy ny handrina, ny maso, ny orona, ny vava; ny tava: Be tandra kely ny tarehin-dRamatoa iny Ny fisehoana ahitana ny zavatra iray: Be kilavadavaka, hono, ny tarehin' ny volana, hoy ireo efa nanitsaka teny Nitondrany voninkazo tsara tarehy aho Endrika, bika: Aseho matetika amin' ny tarehin' ny voromailala ny Fanahy Masina |
Explanations in English |
12 [1.7] the face; appearance; cf. endrika, bika. |
Explanations in French |
13 [1.8] le visage: apparence; cf. endrika, bika. |
Vocabulary |
14 Biology |
Analogs | 15 tava, endrika, salovantava, laingon-tava, takolaka, fify |
Holonym |
|
Co-meronyms |
|
Proverbs | 29 Proverbs containing the word tarehy |
Anagrams | 30 atrehi, ehitra, haetry, hateri, hatery, hietra, hitera, ihetra, tarehy |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |