|
|
|
|

Entry (1/6)1  voa-
Part of speech  2  morphological form of voatra
All compound words 

Entry (2/6)4  voa~
Part of speech  5  prefix [Full list]
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Tovona fanaovana matoantenin'ny iharana milaza vokatra efa azo: Voavory, voateny. (Marihina fa tahaka ny amin' ireo tovona rehetra vaninteny roa, toy ny tafa, maha, dia latsaka ny a amin' ny voa eo alohan' ny fototeny manomboka amin' ny a: Voarina (fa tsy voaarina) -- (ampitahao amin' ny tafarina, maharina)
Explanations in English  7  [1.7] Prefix used to form passives verbs of completed action, as: voavela (vela): forgiven
Explanations in French  8  [1.12] Le préfixe voa- indique une action complètement subie, venue de l'extérieur: voavory tamin'ny valo ny mpianatra (les élèves ont été rassemblés à huit heures)(cela suppose que quelqu'un les a rassemblés)
le passif à préfixe voa- s'obtient en préfixant à quelques racines primaires le mot voa-, dont l'a ne s'élide que devant un autre a: voa-avotra = voavotra, voa-endy = voaendy, voa-ilika = voailika, voa-ova = voaova, voa-tapaka = voatapaka
9  [1.8] Préfixe de verbes passifs qui indiquent une action accomplie; ex.: voavela (vela), à qui on a pardonné
10  [1.489#I.81] Le préfixe /voa/ semble avoir la même origine que le radical verbal voa. Il est affixé à des radicaux nominaux et parfois des radicaux verbaux. Lorsque le radical commence par /a/, il n'y a pas contraction avec le /a/ du préfixe, du moins dans l'usage écrit, car, pratiquement, dans l'usage parlé, lorsque d'une façon générale le radical commence par une voyelle, on obtient auditivement l'impression d'une élision du /a/ final du préfixe
11  [1.489#II.23] Le préfixe est articulé /va/ dans certains parlers (observé en Tsimihety, en Antaisaka) ou /vo/ (observé en Antaisaka)
12  [1.196] Préfixe verbal qui marque le participe passé passif ; c'est-à-dire une action qu'on a reçue, qu'on a subie. Exemple : voakapoka (de kapoka : coups) qui a été frappé, qui a reçu des coups ; voavoaka (de voaka : sortie) : qu'on a chassé, qu'on a fait sortir.
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :

Entry (3/6)16  voa
Part of speech  17  participle
Explanations in Malagasy  18  [1.1] Tratra: Voan' ny vato ilay fody ka dangy
Azo: Voan' ny sery aho izany
Simba, voaloto...: Voan' ny fotaka ny akanjoko
Iharam-pahavoazana, iharan-doza: Voa mafy aho fa maty ny raiko
Maty antoka, maty loka...: Diso fotoana aho ka voa terỳ ~ Voa tamin' ny varotra nataoko aho
Resy: Voan-dRakoto izy tamin' ny fifaninanana
Hay: Tsy voako ilay marika natao tamin' ny fanadinana
Explanations in English  19  [1.7] struck, hit; wounded
Explanations in French  20  [1.8, 1.489#I.81, 1.196] atteint
21  [1.8, 1.489#I.81] frappé
22  [1.489#I.81, 1.196] touché
23  [1.8, 1.196] blessé
24  [1.489#I.81, 1.196] pris
25  [1.196] capturé
au sens figuré : déshonoré, taché, etc.
Morphology 
26  Present :
27  Past :
28  Future :
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Names :
All compound words  33  10 words containing voa
Analogs  34  tratra, midradraka, mikidradraka, mibabaka, miboiboy, voa daholo, lany ringana, lany ripaka, lany tamingana, tsy nisy niangana, lambam-bary, raraka ompana
Proverbs  35  Proverbs containing the word voa

Entry (4/6)36  voa
Part of speech  37  noun
Explanations in Malagasy  38  [1.1] Organa kely boribory ao anatin' ny voankazo, izay mety mitsimoka raha ambolena, ka tonga zavamaniry hafa indray mitovy karazana amin' ilay niaviany: Nividy voan-daisoa izy hamboleny
Enti-milaza ny voankazo raha kelikely madinika: Voam-boaloboka
Enti-milaza koa rehefa mety ho zavatra boribory kely: Voan-tsapile
Explanations in English  39  [1.7] fruit; seed grain
Explanations in French  40  [1.8] fruit; graine
41  [1.196] Dans toute l'île : fruit ou graine. Quand le fruit et la graine sont confondus, comme dans le caryopse du riz, le mot s'applique à leur ensemble. Si les graines peuvent être distinguées, comme les petits pois, voa s'applique au fruit et on appelle la graine voakely ou voananatiny, « fruit de l'intérieur ». Cette racine donne de nombreux dérivés. De très nombreux noms de plantes commencent par voa. Par exemple : voabana, « fruit de bana », aubergine, désigne tantôt le fruit ou aubergine, tantôt la plante qui le produit.
Morphology 
42  Simple :
43  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Names :
All compound words  50  62 words containing voa
Vocabulary  51  Botany: (in general)
Proverbs  52  Proverbs containing the word voa
Article  53  Randzavola: voa ao amin' ny Baiboly

Entry (5/6)54  voa
Part of speech  55  noun
Explanations in Malagasy  56  [1.1] Organa roa mitovy, menamena, eo an-dany roan' ny hazondamosina, izay iforonan' ny fivalanandrano avy amin' ny fandiovany ny ra amin' ny loto rehetra nentin' ny ra ombieny ombieny amin' ny lalana nalehany.
Explanations in English  57  [1.7] kidneys
Explanations in French  58  [1.8] rein, rognons
All compound words 
Vocabulary  63  Biology

Entry (6/6)64  voa
Part of speech  65  noun
Explanations in Malagasy  66  [1.78] tevika (aretina) [Tanosy]
Vocabulary  67  Health

Anagrams  68 avo, 69 ova, 70 vao, 71 voa~

Updated on 2025/09/13