Entry | gina | ||||||||||||
Part of speech | adjective | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Tsy misy feo re: Gina ny tanàna Tsy ahitan-teny, tsy miteny, tsy mahateny, tsy mahavolana, tsy mahaloa-peo: Notenenin-drainy izy ka gina terỳ Marenina: Gina ny sofiko azon' ny tabataba [1.1] | ||||||||||||
Explanations in English | [Provincial] For ngina [1.2] | ||||||||||||
Silent, solitary [1.7] | |||||||||||||
Explanations in French | Qui garde le silence, qui n'entend pas, assourdi [1.3] | ||||||||||||
Silencieux, solitaire [1.8] | |||||||||||||
Examples |
| ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Synonyms | gingina | ||||||||||||
Analogs | kina ~ sina ~ mangina ~ tankina ~ tsy miteny ~ tsy miloa-bava ~ tsy miloa-peo ~ tsy miteny tsy mivolana ~ mihimoka ~ mizai-molotra ~ mikombom-bava ~ tsy ahitan-teny ~ mafy vava ~ vitsy teny ~ misaraka aman-teny ~ moana | ||||||||||||
Entry | gina | ||||||||||||
Part of speech | adjective | ||||||||||||
Explanations in English | A very loud report [1.2] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
Anagrams | angy, gina, inga |
Updated on 2024/02/27 |