|
|
|
|

Index

Proverbs : ompiana

Proverb 1Sakaiza tiana namadi-belirano ; vady renianaka niholy ho an' olona ; reniomby nompiana nandaka; nampaka-drano tsy nahatafakatra; nahandro vary namolavola sosoa : koa izany no kanto maizina indrindra. [2.653]
Sakaiza tiana namadi-belirano, vady renianaka niholy ho an' olona, reniomby nompiana nandaka, nampaka-drano tsy nahatafakatra, nahandro vary namolavola sosoa : koa izany no maizina indrindra. [2.558]

Proverb 2Tahaka ny tsingala: manan-kovonoina, fa tsy manan-kompiana. [2.558 #3983, 2.653 #2966]
Tahaky ny tsingala : manan-kovonoina, fa tsy manan-kompiana. [2.415 #940]
French translationC' est comme l' insecte aquatique qu' on appelle tsingala : il a de quoi tuer mais il n' a pas de quoi nourrir. [2.415]
French interpretationSe disait des mères qui avaient la réputation d' ensorceler leurs enfants. [2.415]

Proverb 3Toy ny akotralahy : mibaby ny omby nohaniny, ka taitry ny ondry nandrasany, miloloha ny akoho nompiany. [2.558]
Toy ny ankotralahy : mibaby ny omby nohaniny, ka taitra ny ondry nandrasany, ary miloloha ny akoho nompiany. [2.653 #3183]
Toy ny ankotralahy : mibaby ny omby nohaniny, ka taitry ny ondry nandrasany, ary miloloha ny akoho nompiany. [2.415 #460]
French translationC' est comme les soldats portant giberne : ils portent sur le dos le boeuf qu' ils ont mangé, le mouton qu' ils ont gardé leur donne l' alarme, et ils portent sur la tête les poules qu' ils ont élevées. [2.415]
French interpretationPlaisanteries sur ces soldats et leur uniforme ; allusion à la giberne, au tambour, etc. [2.415 #460]

Index