|
|
|
|

Entry (1/3)1  ao
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza toerana akaikin' ny misy ny tena fa tsy anatrehana: Misy voronkely ao an' efitra ao
Toerana tsy dia lavitra loatra fa takona: Misy tanàna ao ambadik' io tendrombohitra io
Toerana anaty: Malahelo ao am-po ny olona tsy tantera-panantenana [1.1]
Explanations in English  4  there, in that place, in; usually means in a place where the object is not seen. Past, tao; future, ho ao. See any, eo. [1.2]
5  there (not in sight) [1.7]
Explanations in French  6  là: designe un endroit situé à une certaine distance qu'on ne voit pas [1.107#77]
7  là (pas visible) [1.8]
Explanations in Italian  8  la (a vista)
Preposizione di stato in luogo: monina ao Roma izy, egli abita a Roma [1.18]
Examples  9  ao an-dohasaha ny kisoa (Les cochons sont dans la vallée) [1.107#77]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
Derivatives 
Active verbs :
All compound words  14  3 combinations of this word
Analogs  15  aty, ato, ao, atsy, any, aroa, ary, ety, eto, eo, etsy, eny, eroa, ery

Entry (2/3)16  -ao
Part of speech  17  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  18  Mpisolo anarana fanao tovana entina misolo ny olona iresahana raha tokana: Sasao ny lohanao sy ny tongotrao. / Rahoviana no ho vitanao ity raharaha ity? [1.1]
Explanations in English  19  thine, thy; by thee. [1.2]
Explanations in French  20  -nao. Tien , tienne, à toi, ta, tes, par toi, de toi. Ny masonao: tes yeux, vos yeux. Azonao: obtenu, reçu, compris par toi, par vous. Alohanao: avant toi, avant vous.
Tu, toi, entre femmes. Nahoana, ry nao, no manao izany indry a? pourquoi agis-tu ainsi, toi? Dans certaines façons de parler familières, les suffixes nao, ao visent celui dont on parle (3e personne). Ity lohanao e! quelle vilaine tête il a! Intony endrikao e! qu'il est laid! Izany tongotrao e! qu'il a de vilains pieds celui-là! [1.3]
21  De toi, par toi, de vous, par vous. Se place comme régime indirect après les mots déterminés par ka, tra, na: zanakao: ton enfant; takatrao: atteint par toi; anaranao: ton nom. [1.3]
22  De toi, par toi, de vous, par vous. [1.5]
Analogs  23  nao, ianao, anao
Tables and plates  24  All the pronouns

Entry (3/3)25  ao
Part of speech  26  interjection [Full list]
Explanations in Malagasy  27  teny enti-milaza ny fahafaham-po rehefa misy zavatra vita ny tonga amin'ny ilana azy: Ao iñy zalahy! [Betsimisaraka] [1.78]

Updated on 2025/10/11