|
|
|
|

Entry (1/5)1  atỳ
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Milaza toerana misy ny tena, fa malaladalaka kosa mitahy amin' ny Ato: Mahafinaritra ahy ny mipetraka atỳ ambanivohitra
Explanations in English  4  [1.7] here, not in sight
Explanations in French  5  [1.8] ici, pas visible
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Derivatives 
9  Adverbs :
10  unkLabel:8pp: :
Analogs  11  ety, eto, eo, etsy, eny, eroa, ery, aty, ato, ao, atsy, any, aroa, ary
Compound words 

Entry (2/5)13  aty
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15  [1.1] Ilazana toerana iray izay voafaritra ny manodidina azy: Madio ny atin' ity trano itỳ na dia maloto aza ny ivelany
Explanations in English  16  [1.7] the insides of anything; a room
Explanations in French  17  [1.19] [Tankarana] intérieur
18  [1.3] intérieur, ce qui est au dedans
19  [1.8] l'intérieur, le dedans
Vocabulary  20  Space
Morphology 
21  Simple :
Derivatives 
22  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 

Entry (3/5)31  aty
Part of speech  32  noun
Explanations in Malagasy  33  [1.1] Ny lehibe indrindra amin' ny glandy ao amin' ny tenan' ny olombelona, ao amin' ny kibo, amin' ny havanana, miteraka ny antsoina hoe ranon' afero izay ilaina amin' ny fanovana ny sakafo ho mahavelona
Explanations in English  34  [1.7] the liver
Explanations in French  35  [1.19] [Tankarana] foie; poumon
36  [1.3] foie
37  [1.8] le foie
Vocabulary  38  Biology
Morphology 
39  Simple :
Compound words 
Proverbs  48  Proverbs containing the word aty

Entry (4/5)49  aty
Part of speech  50  noun
Explanations in French  51  [1.196] La moelle, l'intérieur des tiges fistuleuses. Voir atinkazo. [Merina]
Vocabulary  52  Botany
Phytonyms 

Entry (5/5)55  aty
Part of speech  56  noun
Explanations in Malagasy  57  [1.78] [Betsimisaraka] tsy mitana ny zavatra ao aminy na maloto na azo sotroina

Anagrams  58  atỳ, aty, ita, tai, tay, tia

Updated on 2025/05/11