|
|
|
|

Entry (1/9)1  any
Part of speech  2  adverb [Full list]
Morphology 
3  Present :
4  Past :
5  Future :
All compound words  6  28 words containing any
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Enti-milaza toerana tsy hita maso, azo tovonana t raha enti-milaza ny lasa: Any Toamasina i dadatoa. ~ Lasa any an' ala izy. ~ Tany Fianarantsoa aho no teraka.
Ireto avy ny fampiasana hafa ny any: Raha averina aloha sy aorian' ny teny milaza toerana ny any, dia milaza toerana lavitra dia lavitra tsy bita maso: Lasa nanidina any ambony any ilay fiaramanidina
Indraindray kosa mifanohitra amin' ny atỳ ny any: Salama tsara izahay atỳ fa ianareo any no manao ahoana
Eo alohan' ny anaran-tsamirery milaza olona izay andefasan-taratasy: Any Randria, manao ahoana ianareo?
Explanations in English  8  [1.2] there, in that place, but distant and unseen. The past tense is tany, and the future ho any.
9  [1.7] there, fairly far away not visible;
Explanations in French  10  [1.82] [Taisaka] [añy] là-bas, à, vers
11  [1.8] là, à une certaine distance, pas visible
Explanations in Italian  12  [1.18] in, a, da. Any an-dafy izy, egli e all'estero. Niakatra any an-danitra Jeso Kristy, Gesu Cristo sali al (in) cielo. Any any Antananarivo ny vahiny, l'ospiete viene da Tananarive.
Examples  13  [2.472] Tsy hijanona ela any aho.
14  [2.324] ka any Antsirabe no haleha.
Analogs  15  ety, eto, eo, etsy, eny, eroa, ery, aty, ato, ao, atsy, any, aroa, ary

Entry (2/9)16  any
Part of speech  17  adverb [Full list]
All compound words  18  22 words containing any
Explanations in English  19  [1.7] prefix (an-) used to form place names, meaning, at ... as: Analakely; Ambatolampy (vatolampy, bedrock); Ampàndrana (fandrana, a kind ofpalm); amb- and amp- are used before certain consonants
Explanations in French  20  [1.8] préfixe qu'on met devant les noms de lieux; ex.: Analakely; Ambatolàmpy, au rocher; Ampàndrana, aux palmiers; amb- et amp- se mettent devant certaines consonnes

Entry (3/9)21  any
Part of speech  22  preposition [Full list]
All compound words 
Explanations in English  26  [1.2] belonging to, for. Nihiny is used in the provinces for this. Any is also used between transitive verbs and proper nouns in the accusative case, as mamely any Jaona izy, He strikes John. Before vowels it is usual to write an apostrophe for the final y; and before consonants which require to be strengthened from close proximity to n, the y is substituted by a hyphen, and the consonant is strengthened accordingly. Thus we have: midera an' andriamanitra izy, He praises God; an-dRabe, Rabe's; an' olona, Somebody's; an' iza, Whose? An-jovy, Whose? In the provinces anahy and anakahy [any and ahy] are used for mine; and anazy for azy; and very probably the an- of the pronouns in the objective case comes from this, as anao, anay, antsika, anareo.

Entry (4/9)27  any
Part of speech  28  adverb [Full list]
All compound words 
Explanations in Malagasy  32  [1.1] Enti-milaza fotoana izay fampiasa mba hilazana:
-- Fe-potoana efa lasa amin' ny andro itenenana ka mbetika mikambana amin' ny anarana iarahany izy, mbetika misaraka: Aninaraina, anikeheo, any tontolo andro
-- Fotoana mbola ho avy, ka eto koa izy mety ho lasa aloha na aorian' ny anarana iarahany: Any andro hahatongavako dokotera ~ Taona any
Explanations in English  33  [1.2] used with andro, as andro any, the past part of the day, to-day. It is generally past in tense.

Entry (5/9)34  any
Part of speech  35  noun
Derivatives 
36  Active verbs :
37  Passive verbs :
38  Relative verbs :
39  Names :
Explanations in Malagasy  40  [1.1] Enti-milaza fanantsodiana kofehy anenomana
Explanations in English  41  [1.2] Ira is used in the provinces.
Explanations in French  42  [1.3#48] ourdissage de la trame

Entry (6/9)43  any
Part of speech  44  passive verb
Morphology 
45  Present :
46  Past :
47  Future :
48  Imperative :
Explanations in Malagasy  49  [1.78] [Taisaka] atao, inoana
Explanations in French  50  [1.82] [Taisaka] qu'on fait, qu'on croit

Entry (7/9)51  añy
Part of speech  52  noun
Explanations in Malagasy  53  [1.78] [Taisaka] rivotra
Explanations in French  54  [1.82] [Taisaka] vent
Vocabulary  55  Meteorology

Entry (8/9)56  any
Part of speech  57  Unspecified
All compound words 
Explanations in French  60  [1.82] [Taisaka] qui a une maladie (en composition): anisery (enrhumé) animbay (qui a une plaie)
Vocabulary  61  Health

Entry (9/9)62  any    
Part of speech  63  pronoun [Full list]
Explanations in English  64  [1.17] na iza na iza, na inona na inona; izay misy

Anagrams  65  ain, ani, an' i, any, añy, ina, i~na, ~ina, -nay, nay, nia

Updated on 2025/08/10