|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanorona
Part of speech  2  noun
Root  3  sorona
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Karazan-kilalaon-drazana malagasy fampiasan-tsaina atao eo amin' ny fafana izay vakivakin' ny tsipika mifanapatapaka ka amin' ny fiadian' ireny tsipika ireny no ametrahan' ny mpilalao roa tonta ny vatony mitovy isa; misy fanoron-telo, dimy ary ny an-tsivy, izay tena malaza ary fanaon' ny olon-dehibe indrindra
Explanations in English  5  [1.2] the name of a game played on lines and spaces with pebbles, seeds, etc. See sorona.
6  [1.7] Malagasy chess
Explanations in French  7  [1.8] jeu d'échecs malagasy
Examples  8  [2.69] fa ny fanorona no maty natoko;
9  [2.445] Tokana ny zavatra katsahiny: olona tena mahay fanorona.
10  [2.643] Ary raha fanalana andro fotsiny dia katro sy fanorona no nasaiko novelarina.
Derivatives 
Names :
All compound words 
Vocabulary  18  Game
Analogs  19  afabela, afoina, andimy, antsivy, diampanorona, disopaika, disopaikakamatimbela, famoinana, fikizoana, foibe, foibeny, foina, forindaka, halany, homambela, lahimbela, laka, lakakely, lakamanga, lehifohy, lehilava, mamoina, matimbela, mikaleva, mikizo, paika, paipanorona, pokaakalana, riadriatra, seranana, seranina, sorapanorona, telonohodimy, tokofalana, vato, vela, verypaika, verypetsika
Proverbs  20  Proverbs containing the word fanorona

Entry (2/2)21  Fanorona
Subtitle  22  the National Game of Madagascar.
Part of speech  23  name (book title) [Full list]
Elementary words  24  fanorona
Author  25  Chauvicourt J.& S.
Publishings  1984.

Anagrams  27 Fanorona, fanorona, 28 foronana

Updated on 2025/09/13