|
|
|
|

Entry (1/2)1  fefy
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :
9  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  15  [1.1] Vala fiarovana sy fisakanana, fetra tsy azo ihoarana: Misy fefy ny tokotaninay ka tsy misy alika afaka miditriditra ao
Explanations in English  16  [1.2] a fence, a wall, a hedge, an enclosure, a defence.
fefy vato: a stone wall
17  [1.7] a fence, an enclosure
Explanations in French  18  [1.8] clôture, haie
19  [1.196] (toute l'île : haie vive, mais aussi palissade, clôture, tout ce qui sert de défense). Nom des plantes utilisées à faire des haies, surtout lors qu'elles sont épineuses, défensives. On dit : tokony hamefy ny tanimbolinao ianao : « Vous devriez entourer d'une haie défensive votre jardin potager »
Examples  20  [4.27] Ho voasazy ve izay mihoa-pefy?
21  [2.117] Tsy mateza loatra anefa ny fefy hazo.
22  [2.529] Rindrina tsy misy hirigirika no fefy manodidina ny fiainako.
23  [2.470] Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo.
Vocabulary  24  Botany
Analogs  25  vala, rova, tamboho, ampiantany tsivikinindahy, aro, kiady, manda

Entry (2/2)26  fefy
Part of speech  27  noun
Morphology 
28  Simple :
29  Prefixed :
All compound words 
Explanations in Malagasy  31  [1.1] Omby vonoina rehefa avy mandevina
Explanations in English  32  [1.2] the name given to the beef distributed at the ceremony of the afana, usually called henampefy.
Synonyms  33  henampefy

Anagrams  34  fefy, fife

Updated on 2025/08/10