|
|
|
|

Entry (1/3)1  fitaka
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Teny na zavatra toa marina nefa diso entina hanambakana: Tsy misy fitaka izany lazaiko anao izany na kely aza.
Hafetsena entina hanambakana: Fanekena natao am-pitaka io ka tsy ekena.
Explanations in English  13  [1.2] deceit, fraud, stratagem, duplicity, guile. See ambaka, ambosy, angoly, felika, lainga, sandoka, soloky.
14  [1.7] fraud, deceit
Explanations in French  15  [1.8] fraude, ruse
Synonyms  16  ambaka, ambosy, angoly, felika, lainga, sandoka, soloky
Proverbs  17  Proverbs containing the word fitaka

Entry (2/3)18  fitaka
Part of speech  19  noun
Derivatives 
20  Active verbs :
21  Passive verbs :
Explanations in Malagasy  22  [1.78] [Tambahoaka] fanambininy
Explanations in English  23  [1.2] See petraka

Entry (3/3)24  fitaka
Part of speech  25  noun
Explanations in Malagasy  26  [1.78] [Tambahoaka] tany lemaka

Anagrams  27  afitak, atifak, fatika, fitaka, tafika, Tafika, tifaka

Updated on 2025/08/10