|
|
|
|

Entry (1/2)1  gina
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Relative verbs :
5  Names :
6  Adjectives :
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Tsy misy feo re: Gina ny tanàna
Tsy ahitan-teny, tsy miteny, tsy mahateny, tsy mahavolana, tsy mahaloa-peo: Notenenin-drainy izy ka gina terỳ
Marenina: Gina ny sofiko azon' ny tabataba
Explanations in English  8  [1.2] [Provincial] for ngina
9  [1.7] silent, solitary
Explanations in French  10  [1.3#197] qui garde le silence, qui n'entend pas, assourdi
11  [1.8] silencieux, solitaire
Examples  12  [1.3] gina ny tanàna (Le village est silencieux)
13  [1.3] gina ny sofiko azon' ny tabataba (Mes oreilles sont assourdies par le bruit)
14  [1.3] Notenenina izy ka gina tery (Il a été admonesté et a gardé subitement le silence)
15  [2.298] gina ny olona rehetra.
16  [2.356] Taitra sy gina no nifampijery ny mpianatra.
17  [2.69] Dia gina indray izy ka tsy nety namaly na dia teny indraim-bava akory aza.
Synonyms  18  gingina
Analogs  19  kina, sina, mangina, tankina, tsymiteny, tsymiloabava, tsymiloapeo, tsymitenytsymivolana, mihimoka, mizaimolotra, mikombombava, tsyahitanteny, mafyvava, vitsyteny, misarakaamanteny, moana

Entry (2/2)20  gina
Part of speech  21  adjective
Explanations in English  22  [1.2] a very loud report

Anagrams  23  angy, gani, gina, inga

Updated on 2025/07/29