|
|
|
|

Entry (1/5)1  ray
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
All compound words  5  42 words containing ray
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Ny lehilahy manan-janaka tokana na maro: i Rainilita no rain' Ibalita; ilazana koa ny olona tokotokony ho ray na tsy niteraka aza, toy ny vadin' ny reny niteraka (raikely), lehilahy nihahy sy nitaiza (ray mpitaiza), ny lehilahy nanangana ho zanaka (ray nanangana), ny ray tampo amin' ny ray aman-dreny (ireo dadatoa isan-kolafiny)
7  [1.78] [Taifasy, Taimoro, Taisaka, Bara, Sakalava, Tanosy] aba
8  [1.2] [Provincial] ada
9  [1.78] [Betsimisaraka] baba
10  [1.1] dada
11  [1.7] ikaky
12  [1.19] [Tankarana] kaky
Explanations in English  13  [1.2, 1.7] father
Explanations in French  14  [1.3#500, 1.54, 1.8, 1.5] père
15  [1.3#500, 1.5] oncle
16  [1.3#500] beau-père, père adoptif, père nourricier, les hommes âgés
Vocabulary  17  Relationships: family
Synonyms  18  aba, ada, baba, dada, ikaky
Analogs  19  andryiankinana, hajasyvoninahitra, kiadysyvoninahitra, lanyvoamenazato, lanysikajyarivo, vatonandiavana
Proverbs  20  Proverbs containing the word ray

Entry (2/5)21  ray
Part of speech  22  noun
Derivatives 
23  Active verbs :
24  Passive verbs :
25  Relative verbs :
26  Names :
27  Adjectives :
Explanations in Malagasy  28  [1.1] Kasika: Zaza tia ray
Fakana zavatra amin' ny tanana
Fampidirana olona ao an-trano
Explanations in French  29  [1.3#500, 1.5] action de saisir avec la main
30  [1.3#500] action de prendre, d'accueillir, de donner l'hospitalité, de recevoir, d'admettre
Synonyms  31  rairay

Entry (3/5)32  ray
Part of speech  33  interjection [Full list]
All compound words 
Explanations in Malagasy  35  [1.1] Tenim-piontanana fanao eo alohan' ny olona itenenana raha maro: Henoy izao teny izao, ray vahoaka
Explanations in French  36  [1.3] pour ry : Ray olona! (Ô peuple!)

Entry (4/5)37  ray
Part of speech  38  adjective
Explanations in Malagasy  39  [1.1] Fanononana haingana ny Iray

Entry (5/5)40  ray    
Part of speech  41  noun
Explanations in English  42  [1.7] tanamasoandro: the rays of the sun; the spokes of a wheel

Anagrams  43  ari, arỳ, àry, ary, irà, ira, ray, ria

Updated on 2025/08/10