|
|
|
|

Entry1  taitra
Part of speech  2  adjective
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  17  [1.1] Tsy matory intsony, efa mifoha na mahatsiaro: Tamin' ny dimy aho dia taitra aninaraina
Mivadipo, mirongatra tampoka eo am-pahitana zavatra mahatsiravina, na fandrenesana loza tsy nampoizina: Taitra aho nahita ilay aloka nivoaka avy tao anaty kirihitra ka nanitsy nankeny amiko ~ Taitra Rakoto nandre ny vadiny voadonan' ny fiarakodia
Explanations in English  18  [1.7] startled, shocked
Explanations in French  19  [1.3] surpris, épouvanté subitement, saisi par la peur
20  [1.8] surpris, choqué
Analogs  21  ankona, kehana, mivadi-po, vahotra, varahontsana, tsy maharay tena, hendratra, miontana, mientana iray ihany, midobodoboka, mirongatra, misarongatra, miantsambotra, mitsamboatra, mikopapaka, mikoropaka, mamaky takotra
Proverbs  22  Proverbs containing the word taitra

Anagrams  23  aitatr, atitra, itatra, taitra, tarati

Updated on 2025/08/10