Entry | 1 tongo-dovia |
Elementary words | 2 tongotra, 3 lovia |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 Fomba fijoro amin' ny tongotra an' ila fotsiny ihany, izany hoe ny tongotra iray mijoro, ny ilany akarina mivonkina: Manao tongo-dovia Malama maina ny fiainana ka tsy azo anaovana tongo-dovia: (jereo malama) [1.1] |
Explanations in French |
6 course à cloche-pied [1.13] |
Vocabulary | 7 Sports |
Analogs | 8 manao tongo-dovia, manao gisalahy maty vady |
Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |