|
|
|
|

Teny iditra (1/9)1  alo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Manana hevitra iraisana hoe: mpanelanelana na fitaovana enti-manao zavatra tsy mivantana; olona asaina manelanelana amin' ny antokon' olona roa tonta
4 Fatorana enti-manasaraka ny kofehy alohan' ny hanenomana
5 Fandoarana ny vary na ny laoka na ny rony avy ao ambilany ho ao anaty lovia
6 Fanatsobohana ny vary antsotro ao anaty lovia misy ny ro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a tie used in separating the yarn into hanks previous to its being woven. Aloalo also used [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 Intermédiaire, messager
9 Les liens qui servent à séparer les fils avant le tissage
10 Action de transvaser le riz, la sauce, les mets de la marmite dans les assiettes
11 Action de plonger dans la sauce le riz qu’on a dans sa cuillère [1.3#23]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  24 alofisaka

Teny iditra (2/9)25  alo
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny malagasy  27 famangian-dralehilahy na fofombadiny, famangian-dralehilahy mampirafy ny iray amin'ny vadiny [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (3/9)28  alo
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny malagasy  30 tevana, fampana [1.1]
31 lohasaha kely ambony toerana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  32 précipice. [Tankarana] [1.19]
33 talweg d'altitude [1.13]
Voambolana  34  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  35 lohalo

Teny iditra (4/9)36  alo
Sokajin-teny  37  anarana
Fanazavàna teny malagasy  38 tadin-drano, onja [Betsileo] [1.78]
Kamban-teny rehetra  39 zanakalo

Teny iditra (5/9)40  alo
Sokajin-teny  41  anarana
Fanazavàna teny malagasy  42 Teny ilazana karazan' aretin-jaza vitsivitsy:
43 alobotra, alofisaka, alomanehaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  44 Nom d’une maladie d’enfants [1.3#23]
Voambolana  45  Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  46  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (6/9)47  alo
Sokajin-teny  48  anarana
Fanazavàna teny malagasy  49 fanoto [Betsimisaraka, Sihanaka, Tambahoaka, Taimoro] [1.78]
50 Fanoto hazo [Taimoro] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  51 In the provinces it means a pestle. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  52 pilon [1.78]
Voambolana  53  Fitaovam-piasana

Teny iditra (7/9)54  alo
Sokajin-teny  55  anarana
Fanazavàna teny frantsay  56 Jalousie, opposition --> farahy, rahamba, tafike, toha, tohetse [Vezo] [1.68]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :

Teny iditra (8/9)61  alo
Sokajin-teny  62  anarana
Fanazavàna teny malagasy  63 fifanandroana [Bara] [1.78]

Teny iditra (9/9)64  alo
Sokajin-teny  65  anarana
Fanazavàna teny malagasy  66 Karazana gidro misy volony mivolom-bolafotsy [1.1]
Voambolana  67  Haibiby: mampinono
Mpanahaka  68  aiay, 69  amboanala, 70  antima, 71  endrina, 72  gidro, 73  maky, 74  sifaka, 75  varika

Fivaditsoratra  alo, 76 lao, 77 loa, 78 ola

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17