|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 gidro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Feon-javatra mifampikasoka ka midridridridry, mifandilotra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a creaking noise somewhat louder than dridridridry
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 grincement, le bruit du frottement, le craquement, le cri des rats
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 7 Feo |
| Tovy hevitra | 8 gidrogidro, gidroka |
| Teny iditra (2/4) | 9 gidro |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 safiafy
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (3/4) | 12 gidro |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Olona ratsy tarehy
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 laid, figure de singe
[1.3] 16 Se disait des gens laids [2.415] |
| Teny iditra (4/4) | 17 gidro |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 karazam-biby mitovitovy habe amin' ny saka saingy izy lava rambo ary ny tarehiny manana toetra ifandraisany amin' ny olona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 a grey species of lemur, the mongoose lemur. Lemur mongoz, L. Also loosely used for other species, as L. catta, Lepilemur mustelinus, etc. See amboanala. [Comp. Swa. ngedere, a species of monkey; Ar. qird, an ape.]
[1.2] 21 any monkey-like creature [1.7] 22 crowned lemur (Eulemur coronatus) 23 mongoose lemur (Eulemur mongoz) [2.233] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 plusieurs espèces de makis, surtout le noir-gris. Prosienia mongoz
[1.3] 25 maki (gris noir) [1.54] 26 singe ou lémurien [1.8] 27 lémur couronné (Eulemur coronatus) 28 lémur mongoz (Eulemur mongoz) [2.233] |
| Ohatra |
29 Ny biby no mifanaretsaka ao, ny gidro sy ny namany ary ny voron-dia sy vorondreo.
[2.895#]
30 Tsy maninona na mpanotrika izany, na mpaka kitay, na lambo, na gidro, na bibilava. [2.472#] |
| Voambolana | 31 Haibiby: mampinono |
| Zanakanarana |
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
109 Ny Gidro |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|