|
|
|
|

Teny iditra1  endrina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 karazana varika lehibe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 indri (Indri indri) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay  5 nom d'une espèce d'indris [1.3]
6 nom d'une espèce de lémurien, fotsy be volo misy sanga. [Tankarana] [1.19]
7 indri (Indri indri) [2.233]
8 nom d'un Lémurien: Indri indri. Il est considéré comme un ancêtre mythique par certains clans forestiers [1.196]
Sampanteny 
Anarana :
Voambolana  10  Haibiby: mampinono
Tovy hevitra  11 amboanala, babakoto
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  88 hafotrendrina
Tsanganana sy sary iray takila  89  Ny Gidro

Fivaditsoratra  90 andreny, endrina, 91 indrañe

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09