|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 amboanala |
| Singan-teny | 2 amboa, 3 ala |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Anarana nomena ny antokom-biby misy ny babakoto ary matetika aza dia ny babakoto ihany no antsoin' ny maro hoe amboanala
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 Generic name for lemurs.
[1.2] 7 indri (Indri indri) [2.233] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 sorte de lémurien
[Tankarana]
[1.19] 9 lémur macaco [1.54] 10 indri (Indri indri) [2.233] |
| Ohatra |
11 Efa nadiva ho tafavoaka ny ala izy, vao nahita amboanala
[2.649#]
|
| Voambolana | 12 Haibiby: mampinono |
| Tovy hevitra | 13 babakoto, endrina |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
90 Ny Gidro |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|