|
|
|
|

Entry (1/9)1  any
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza toerana tsy hita maso, azo tovonana t raha enti-milaza ny lasa: Any Toamasina i dadatoa. ~ Lasa any an' ala izy. ~ Tany Fianarantsoa aho no teraka.
Ireto avy ny fampiasana hafa ny any: Raha averina aloha sy aorian' ny teny milaza toerana ny any, dia milaza toerana lavitra dia lavitra tsy bita maso: Lasa nanidina any ambony any ilay fiaramanidina
Indraindray kosa mifanohitra amin' ny atỳ ny any: Salama tsara izahay atỳ fa ianareo any no manao ahoana
Eo alohan' ny anaran-tsamirery milaza olona izay andefasan-taratasy: Any Randria, manao ahoana ianareo?
Explanations in English  4  [1.2] there, in that place, but distant and unseen. The past tense is tany, and the future ho any.
5  [1.7] there, fairly far away not visible;
Explanations in French  6  [1.82] [Taisaka] [añy] là-bas, à, vers
7  [1.8] là, à une certaine distance, pas visible
Explanations in Italian  8  [1.18] in, a, da. Any an-dafy izy, egli e all'estero. Niakatra any an-danitra Jeso Kristy, Gesu Cristo sali al (in) cielo. Any any Antananarivo ny vahiny, l'ospiete viene da Tananarive.
Examples  9  [2.472] Tsy hijanona ela any aho.
10  [2.324] ka any Antsirabe no haleha.
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
Analogs  14  ety, eto, eo, etsy, eny, eroa, ery, aty, ato, ao, atsy, any, aroa, ary
Compound words 

Entry (2/9)19  any
Part of speech  20  adverb [Full list]
Explanations in English  21  [1.7] prefix (an-) used to form place names, meaning, at ... as: Analakely; Ambatolampy (vatolampy, bedrock); Ampàndrana (fandrana, a kind ofpalm); amb- and amp- are used before certain consonants
Explanations in French  22  [1.8] préfixe qu'on met devant les noms de lieux; ex.: Analakely; Ambatolàmpy, au rocher; Ampàndrana, aux palmiers; amb- et amp- se mettent devant certaines consonnes
Compound words 
Toponyms 

Entry (3/9)33  any
Part of speech  34  preposition [Full list]
Explanations in English  35  [1.2] belonging to, for. Nihiny is used in the provinces for this. Any is also used between transitive verbs and proper nouns in the accusative case, as mamely any Jaona izy, He strikes John. Before vowels it is usual to write an apostrophe for the final y; and before consonants which require to be strengthened from close proximity to n, the y is substituted by a hyphen, and the consonant is strengthened accordingly. Thus we have: midera an' andriamanitra izy, He praises God; an-dRabe, Rabe's; an' olona, Somebody's; an' iza, Whose? An-jovy, Whose? In the provinces anahy and anakahy [any and ahy] are used for mine; and anazy for azy; and very probably the an- of the pronouns in the objective case comes from this, as anao, anay, antsika, anareo.
Compound words 

Entry (4/9)39  any
Part of speech  40  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  41  [1.1] Enti-milaza fotoana izay fampiasa mba hilazana:
-- Fe-potoana efa lasa amin' ny andro itenenana ka mbetika mikambana amin' ny anarana iarahany izy, mbetika misaraka: Aninaraina, anikeheo, any tontolo andro
-- Fotoana mbola ho avy, ka eto koa izy mety ho lasa aloha na aorian' ny anarana iarahany: Any andro hahatongavako dokotera ~ Taona any
Explanations in English  42  [1.2] used with andro, as andro any, the past part of the day, to-day. It is generally past in tense.
Compound words 

Entry (5/9)46  any
Part of speech  47  noun
Explanations in Malagasy  48  [1.1] Enti-milaza fanantsodiana kofehy anenomana
Explanations in English  49  [1.2] Ira is used in the provinces.
Explanations in French  50  [1.3#48] ourdissage de la trame
Derivatives 
51  Active verbs :
52  Passive verbs :
53  Relative verbs :
54  Names :

Entry (6/9)55  any
Part of speech  56  passive verb
Explanations in Malagasy  57  [1.78] [Taisaka] atao, inoana
Explanations in French  58  [1.82] [Taisaka] qu'on fait, qu'on croit
Morphology 
59  Present :
60  Past :
61  Future :
62  Imperative :

Entry (7/9)63  añy
Part of speech  64  noun
Explanations in Malagasy  65  [1.78] [Taisaka] rivotra
Explanations in French  66  [1.82] [Taisaka] vent
Vocabulary  67  Meteorology

Entry (8/9)68  any
Part of speech  69  Unspecified
Explanations in French  70  [1.82] [Taisaka] qui a une maladie (en composition): anisery (enrhumé) animbay (qui a une plaie)
Vocabulary  71  Health
Compound words 

Entry (9/9)74  any    
Part of speech  75  pronoun [Full list]
Explanations in English  76  [1.17] naizanaiza, nainonanainona; izay misy

Anagrams  77  ain, ani, an' i, añy, any, ina, i~na, ~ina, nay, -nay, nia

Updated on 2025/05/11