|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 babakoto |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 karazana gidro fohy rambo, iray tarika amin'ny amboanala
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the largest species of lemur which, when wounded, the natives say gets leaves, chews them, and puts them on the wound. It has a short tail with white markings. Lichanotus brevicaudatus.
[1.2] 5 indri (Indri indri) [2.233] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 lémurien à courte queue (Indris brevicaudatus, Geoffroy Saint-Hillaire)
[1.3] 7 nom d'une espèce de lémurien. [Tankarana] [1.19] 8 lémurien à courte queue (Indris brevicauda, Indrisidae) [1.5] |
| Ohatra |
9 Ampianaro koa ny babakoto ao anaty alan' i Madagaskara
[2.649#18]
10 Ragidro sy babakoto izany, hoy Itsima, fa tohizo ny tenin' ise [2.643#73] |
| Voambolana | 11 Haibiby: mampinono |
| Tovy hevitra | 12 amboanala, endrina |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny nalaina | 93 Soratra misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
94 Ny Gidro |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 95 babakoto |
| Sokajin-teny | 96 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
97 fanaratsiana, enti-milaza olona tsy misy saina, donendrina:
98 mangina ilay babakoto itỳ. [1.1] |
| Ohatra |
99 Ilay babakoto itỳ! (Espèce de vaurien!)
[1.5]
100 Tsy mipepo amin' izany izahay, ry babakoto a! [1.262] |
| Fivaditsoratra | babakoto, 101 taboboka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|