|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 ahay |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fara faharatsiny: Raha tsy hamahana io mahantra io ianao, omeo vola kely ahay izy hamidiny mofo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 rather, in some degree, upon the whole, slightly preferable. Somewhat like aleo.
[1.2] 5 at least [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 au moins; plutôt
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 7 mitady sitrany ahay |
| Teny iditra (2/3) | 8 ahay |
| Sokajin-teny | 9 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 izahay
[Taifasy, Betsileo]
[1.78] 11 izahay, isika [Bara] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 we, exclusive of person or persons spoken to. See izahay.
[Provincial]
[1.2] |
| Kamban-teny rehetra | 13 mpila sitrany ahay |
| Tsanganana sy sary iray takila |
14 Ny mpisolo rehetra |
| Teny iditra (3/3) | 15 ahay |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
18 a name for the aye-aye
[Betsimisaraka]
[1.2] 19 aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 aye-aye (Daubentonia madagascariensis)
[2.233] |
| Voambolana | 21 Haibiby: mampinono |
| Tsipelina hafa | 22 aiay, hahay |
| Tovy hevitra | 23 aingitra |
| Renianarana |
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
25 Ny Gidro |
| Fivaditsoratra | ahay, 26 Ahià, 27 Haia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|