|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsitsihy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anaram-biby sahala amin' ny voalavo mipetraka anaty lava-kazo [Betsimisaraka] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 brown mouse lemur, rufous mouse lemur (Microcebus rufus) (east, northeast) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay  5 microcèbe roux (Microcebus rufus) (est, nord-est) [2.233]
Voambolana  6  Haibiby: mampinono
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  83  Ny Gidro

Teny iditra (2/2)84  tsitsihy
Sokajin-teny  85  anarana
Fanazavàna teny anglisy  86 greater dwarf lemur (Cheirogaleus major) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay  87 grand cheirogale (Cheirogaleus major) [2.233]
Voambolana  88  Haibiby: mampinono
Tsanganana sy sary iray takila  89  Ny Gidro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09