|
|
|
|

Entry (1/4)1  didy
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
All compound words  8  37 words containing didy
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Fizarazarana zavatra mivaingana amin' ny zava-maranitra toy ny antsy; rasa, tetika, kapa: Ataovy didy sompirana ny hena
Fanapahana lamba hanaovana akanjo: Tsy tiako itỳ didy akanjonao ity
Lalàna, fitsipika, baiko: Toy izao ny didin' ny fikambananay ka asa raha hiditra ianao
Explanations in English  10  [1.2, 1.7] a cut
a command
11  [1.2] an order, a law, a will. [Mal. litah] lily is used for this in the provinces
Explanations in French  12  [1.8] coupe, incision
commandement
Proverbs  13  Proverbs containing the word didy

Entry (2/4)14  didy
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  [1.1] Aretina mpahazo ny maso izay mahatonga ny hodimaso hiraikitra ka tsy afa-mihiratra tsara: Indroa andro izao no didy ny mason' Ibalita kely
aretina mpahazo ny tongotra, izay mampisy tataka kely amin' ny elanelan' ny rantsana; ny tena ilazana io aretina io anefa dia hoe didintsokina
Vocabulary  17  Health

Entry (3/4)18  didy
Part of speech  19  adjective
Derivatives 
20  Names :
Explanations in Malagasy  21  [1.78] [Tanosy] mamo

Entry (4/4)22  Didy
Part of speech  23  name (toponym) [Full list]
Elementary words  24  didy
Vocabulary  25  Geography: towns

Anagrams  26  didy, Didy

Updated on 2025/08/10