|
|
|
|

Teny iditra1  ngizina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Mainty dia mainty, ngilo tanteraka, matetika no ampiarahina amin' ny teny hoe mainty: Mainty ngizina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 same as ngerona (black) [comp. swa. giza darkness.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 très noir [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  113 mainty ngizina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09