|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mena mangatrakatraka |
| Singan-teny | 2 mena, 3 mangatrakatraka |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Ohatra |
5 Voaloko mena ny ampingan'ny mpiadiny, miakanjo mena mangatrakatraka ny miaramilany:
[2.996]
6 Toa mpanjaka kely fahiny no fitazan' i Bina azy amin' izato akanjony sily mena mangatrakatraka. [2.499] |
| Renianarana |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|