|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  volontany
Singan-teny  2 volo, 3 tany
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Loko mifandraika amin' ny volon' ny tany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 earth-color, brown, khaki [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 couleur kaki [1.8]
8 kaki [1.13]
Ohatra  9  Malabary mihantona sy pataloha volontany efa tontatonta no nomeny ahy. [2.4#50]
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  107  Ny Loko

Teny iditra (2/3)108  volontany
Singan-teny  109 volo
Sokajin-teny  110  anarana
Fanazavàna teny malagasy  111 fomban-tany; fomba amam-panao amin' ny tany iray [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  112 les moeurs, les us et coutumes d'un pays [1.3]
Ohabolana  113  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3)114  volontany
Sokajin-teny  115  anarana
Fanazavàna teny malagasy  116 Ahitra kely [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [volon-tany] 117 nom d'une petite herbe
118 ce qui couvre la terre, comme l'herbe [1.3]
119 (« cheveux de la terre »). Végétation commerçant à pousser sur un sol nu.
120 On dit de même tany lava volo pour les terres vierges, occupées par de grandes Poaceae. [Merina]
121 Nom de très petites plantes poussant sur les sols latéritiques nus.
122 Notamment : Eleocharis minuta Boeckeler,
123 Eleocharis caespitosissima Baker (Cyperaceae). [1.196]
Voambolana  124  Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17