|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mangatrakatraka |
| Fototeny | 2 hatrakatraka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mena midorehitra, mena mivaivay:
5 Mena mangatrakatraka ny elon' ny mpanjaka fahiny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 extremely red. Used only with mena, red.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 être rouge écarlate
[1.3#225] 8 rouge écarlate. [Tankarana] [1.19] |
| Ohatra |
9 Na mangatrakatraka aza ny fahotanareo, hanjary fotsy hoatra ny oram-panala;
[2.996]
|
| Renianarana |
|
| Kamban-teny rehetra | 107 mena mangatrakatraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|