|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mazaza |
| Fototeny | 2 zaza |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Maitso manopy mavo toy ny tain-jaza
5 Malazo ary efa simba: Efa mazaza ireto anana ireto ka tokony hariana 6 Enti-milaza fitafiana lena tsy nahahy ka niova volo [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 D’un jaune sale, comme les taches des langes d’un enfant
[1.3#871] |
| Renianarana |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|