|
|
|
|

Entry (1/2)1  lehibe
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza olona na biby sady avo ranjanana no be vatana, na zavatra makadiry, ngeza: Trondro lehibe, trano lehibe
Explanations in English  4  [1.7] big, large; old
Explanations in French  5  [1.8] grand; âgé
Examples  6  [2.499#] Ao izany lehilahy lehibe mihaja.
7  [2.442#] Ary iza ity lehilahy lehibe ity?
8  [2.59#] Lehibe ny alahelo azo avy amin'izany!
Elementary words  9  lehy, be
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
Analogs  14  dabe, makadiry, vaventy, fonitra, debo, fonetana, donga, vokatra, ngeza, goay, goaibe, goavana, goma, gomabe, dobara, dobarabe, dofa, bontolo, mokany, bolangina, botrefona, beboko, vokavoka, vongavonga, bevava, tsy mifanerana, tsy anoharana, tsy ahombiazana, tsy omby fo
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word lehibe

Entry (2/2)20  lehibe
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22  [1.1] Ny mpifehy, ny mpitondra: Ho tonga hamangy antsika rahampitso ny lehibe
Ny tale, ny filoha: Ny lehiben' ny mpitsara, ny lehiben' ny sekoly.
Explanations in English  23  [1.7] the chief one
Explanations in French  24  [1.8] chef
Compound words 

Updated on 2025/05/11