| Entry (1/4) | 1 maka |
| Part of speech | 2 active verb |
| Root | 3 aka |
| Morphology |
|
| All compound words | 8 36 words containing maka |
| Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Mandray, mangalatra: Nisy naka ny bokiko teto ambony latabatra Mandeha mba hitady ary hitondra, miharana: Lasa naka rano any am-pantsakana i Soa, ary naka kitay any an-tsaha i Benaivo Mandeha mba hiangavy (olona) ho tonga: Lasa naka dokotera i dada fa manavy ny zandrinay Mandeha mba hitondra (zavatra) hiverina: Ndeha maka antsy atsy atsinanana atsy, ry Veto a! |
| Explanations in English |
10 [1.2] to fetch, to bring, to take 11 [1.7] to take, to fetch |
| Explanations in French |
12 [1.8] prendre, chercher |
| Examples |
13 [2.69#] tsy maka tsy an-tampon-kandrina, tsy mivoaka afa-tsy an-taro-po : mahavoa iny, mahafaty; 14 [2.470#] Amin' ny iray anie e, hoy indray izy mamerina ny hafatra sady maka toky amin' ny mpanofa. |
| Proverbs | 15 Proverbs containing the word maka |
| Entry (2/4) | 16 makà |
| Part of speech | 17 imperative of active verb maka [Full list] |
| Root | 18 aka |
| Examples |
19 [1.1] Abo toerana loatra io boky io ka makà tohatra |
| Entry (3/4) | 20 maka |
| Part of speech | 21 noun |
| Explanations in Malagasy |
22 [1.78] [Tambahoaka]
volana fahafito amin'ny taona 23 [1.78] [Taisaka] volana fahaenina amin'ny taona (Jona) 24 [1.78] [Bara] volana fahaefatra amin'ny taona 25 [1.78] [Bezanozano] anaram-bolana fahavalo amin'ny taona |
| Vocabulary |
26 Time |
| Hyperonym |
|
| Co-hyponyms |
|
| Entry (4/4) | 103 Maka |
| Part of speech | 104 name (biblical) [Full list] |
| Explanations in English |
105 [2.996] Maacah |
| Explanations in French |
106 [2.996] Maaka |
| Examples |
107 [1.38] makatita no natao anaran' ny mponina tao maka |
| Vocabulary |
108 Holy Scriptures |
| Synonyms | 109 maaka, maaka, maakà |
| Biblical quotes | 110 Chapters and verses mentioning Maka |
| Article |
111 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Maka |
| Anagrams | 112 akam, kama, makà, maka |
| Updated on 2025/08/10 |
|