|
|
|
|

Entry (1/3)1  misalasala
Part of speech  2  active verb
Root  3  salasala
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Tsy tapa-kevitra amin' izay tokony hatao: Nisalasala tamin' izay tokony halehany izy, na ho any Antsahafiraisana na ho any Ankadindambo
Tsy matoky fa marina: Misalasala amin' ny filazako angaha ianao? ~ Misalasala aho na ho avy izy na tsia
Explanations in English  9  [1.7] to be in doubt, to hesitate
Explanations in French  10  [1.8] être dans le doute, hésiter
Examples  11  [2.499] Ny lakana efa vonona, nefa izato izy toa mbola misalasala, miherikerika, mitazantazana, mitsinjotsinjo.
Vocabulary  12  Philosophy
Analogs  13  miahanahana, miroahana, mihambahamba, miherohero, miahotrahotra, miambakavaka, sanganehana, vaka, sadaika, sakodiavatra, haingihaingy, somaingisaingy, hangihangy, tsy tapa-kevitra, varakahaka, very fanahy, miroa saina, miroa hevitra, miroahana, miroanahana, mamokehana, mangezaheza, miakoriasa, mihambahamba, miambatrambatra, mihabahaba, mihazohazo, miahotrahotra, mihelohelo, miherohero

Entry (2/3)14  misalasala
Part of speech  15  active verb
Explanations in Malagasy  16  [1.78] [Taisaka] maniry soa

Entry (3/3)17  misalasalà
Part of speech  18  imperative of active verb misalasala [Full list]
Root  19  salasala
Explanations in Malagasy  20  [1.1]
Explanations in French  21  [1.3]

Anagrams  22  isalasalam, misalasala, misalasalà, salasalaim

Updated on 2025/08/10