Entry (1/3) | 1 velona |
Part of speech | 2 adjective |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 11 98 words containing velona |
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] Misy aina, tsy maty: Velona daholo ny zanakazo namboleko ~ Mbola velona any ihany va re izay Rabe e! Mandeha tsara, afaka mandeha: Efa velona ve ilay fiarakodianao? Maneno, midoboka, mirefodrefotra: Velona ny lakolosy ~ Velona ny amponga ~ Velona ny tehaka raha vao nitsangana fotsiny izy Mirehitra (amin' ny hevitra ara-bakiteny sy an' ohatra): Efa velona ny afo raha hahandro vary ianao ~ Velona indray ny hatezerany nandre izany teny izany Mihiratra, voasoritra, manan-kery: Mbola velona tsara izany fiteny izany ~ Mbola velona mandraka ankehitriny ny "Kitay telo andalana" Manomboka: Naka akalana iray avy izahay telo lahy dia velona tamin' izay ny resaka Izaitsizy, aoka izany, fatratra: Maimbo velona io hena io izany |
Explanations in English |
13 [1.7] living, alive |
Explanations in French |
14 [1.8] vivant 15 [1.196] tout ce qui est vivant, aussi bien les plantes que les animaux et les humains |
Examples |
16 [2.131] fa raha velona ny aina tsy maintsy mihaona 17 [2.324] Mbola velona ihany hianao Razay! 18 [2.59#77] Filazana toetr'olom-belona hiany izany. 19 [2.471] Raha velona moa aho, iza no mba hovantaniko? 20 [2.472] tsy anisan' ny velona intsony ny zokiko. |
Proverbs | 21 Proverbs containing the word velona |
Entry (2/3) | 22 velona |
Part of speech | 23 interjection [Full list] |
Explanations in Malagasy |
24 [1.1] Teny atao firarian-tsoa raha misy olona mievina: Velona e! |
Entry (3/3) | 25 velona |
Part of speech | 26 adjective |
Explanations in Malagasy |
27 [1.78] [Bezanozano]
be voninahitra |
Anagrams | 28 alevon, levona, nalevo, velona, volena |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |