Compound words (118) |
1 ady an-trano 2 alatrano 3 am-pamatonan-trano 4 anjara tokantrano 5 an-tranon' ampinga 6 arahaba nahazo tokantrano 7 ati-trano 8 bambantrano 9 borosin-trano 10 dinidinika ambany tafontrano 11 elakela-trano 12 fatra-pifehy trano 13 feno diboka ny trano 14 fitokanan-trano 15 gadran-trano 16 hain-trano 17 hetran-trano 18 hidin-trano 19 hodi-tranonjaza 20 kabary anelakela-trano 21 kihon-trano 22 kiraro an-trano 23 lasa mpifosa vao mifafa trano 24 lavan-trano 25 lohatrano 26 mahavaky trano 27 mahery an-trano 28 may tranon' aina 29 may tranon-tratra 30 mamono volana an-trano 31 manamy trano 32 manao tompon-trano mihono 33 mandan-tranonjaza 34 mangirana ny trano 35 mankany amin' ny trano kely 36 miandry trano 37 mifampiditra an-trano 38 mihidy an-trano 39 mirindrin-trano 40 misorom-bady an-trano |
41 mitokan-trano 42 mosavy antrano 43 mpiasa an-trano 44 mpikarama an-trano 45 nalefa ho tafon-tranon' andriana 46 nofon-tranonjaza 47 rava tokantrano 48 tafontrano 49 tafon-tranon' andriana 50 tamin-trano 51 tamy trano 52 tetibolan' ny tokantrano 53 tokantrano 54 tokantranomaso 55 tokantranon-dahy 56 tokantrano tsy ahahaka 57 tompon-trano 58 tranoambo 59 trano atsimo sy avaratra 60 trano bongo 61 trano falafa 62 trano fandrian-dompy 63 trano feta 64 trano fiambenana 65 trano fiangonana 66 trano fiasana 67 trano filongoana 68 trano fitsaboana 69 trano hazo 70 trano heva 71 trano kotona 72 tranolahy 73 trano lay 74 tranomaizina 75 trano manaka-danitra 76 tranomanara 77 tranomanara 78 tranomasina 79 tranom-bary 80 tranombarotra |
81 tranom-borona 82 trano mosara 83 tranom-panafody 84 tranom-panjaitra 85 tranom-pitaratra 86 tranompokonolona 87 tranon' afokasoka 88 traƱondrazaƱa 89 tranon-jaza 90 tranon-kala 91 tranon' omby 92 tranon-tantely 93 tranontantely 94 tranon-tsabatra 95 tranon-tsoavaly 96 trano rindrina 97 trano sokera 98 trano tampify 99 trano tany 100 trano tany totoina 101 trano tataro 102 trano terilatsy 103 trano tilikambo 104 trano tomboka 105 trano tora-peta 106 trano tsiotsiory 107 trano vato 108 tranovato 109 trano vy 110 tranovorona 111 trano zozoro 112 varotra an' elakela-trano 113 varotra an-trano tokana 114 vatan-tranonjaza 115 volombodin-trano 116 zanaka an' elakela-trano 117 zanaka an-trano 118 zaza tsy an-tranon-dreny |
Zoonyms (1) | 119 tranon-dremby |
Phytonyms (2) | 120 tranom-bovobony | 121 tranom-bovoka |
Toponyms (5) |
122 Antranotelo 123 trano fito miandalana |
124 Tranomaro 125 Tranoroa |
126 Tranovola |
![]() |