|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 angaroa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavamaneno tsofina, mitovy amin' ny antsiva (akorandriakan-dranomasina) fa kelikely kokoa. Ny mpanjaka ihany fahiny, na izay olona voafidiny, no nampiasana ny angaroa; niavaka tsara teo amin' ny tany ama-monina ny feony satria avo feo nefa malefaka kokoa noho ny antsiva na ny anjombona
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 conque (bakôra) § antsìva.
[Tankarana]
[1.19] |
| Ohatra |
5 Taitra hendratra tamin' ny torimasony tao izy, ka niantso ny feon' angaroa hoe : - Vonjeo, vonjeo, fanday mainty ngezabe, fanday mainty ngezabe!
[2.4#]
|
| Voambolana | 6 Feon-kira: zavamaneno |
| Tovy hevitra | 7 angaroha |
| Renianarana |
|
| Ohabolana | 129 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | angaroa, 130 arangao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|