Entry | 1 makasa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Zavamaneno toy ny korintsana ihany saingy tsy fahita firy intsony noho izy manahirana kokoa ny fandrafetana azy: mandrary kitapo kely izay asiana voa madinika ao anatiny ary avondrona eo amin' ny tendronkazo kely ireo kitapo ireo |
Vocabulary | 4 Music: instruments |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Anagrams | 127 makasa, 128 masaka, 129 samaka |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |