|
|
|
|

Teny iditra1  manandria
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan' amponga natokana ho an' ny lanonana fanatanjahan-tena (moraingy, tolona, daka...); tsotra ny fehin' ny manandria fa manaraka ny lavan' ny amponga daholo fa tsy misy manodidina ny vatany toy ny ampongahafa [1.1]
Voambolana  4  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  126  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  127 amindrana, 128 indramana, manandria, 129 mandarina, 130 mandriana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09