Entry (1/2) | 1 korintsana |
Root | 2 rintsana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Feon' ny voanjavatra maina ao anaty akorany izay mamoaka feo mikitrana rehefa voatohina Feo manenon' ny vilia na vera na vola madinika mifandona [1.1] |
Explanations in English |
5 tinkling ornaments [1.7] |
Explanations in French |
6 retentissement d'un grelot, de petits ornements [1.8] |
Derivatives |
|
Vocabulary | 23 Sound |
Entry (2/2) | 24 korintsana |
Part of speech | 25 noun |
Explanations in Malagasy |
26 Zavamaneno mikorintsana manaraka ngodon-kira; samy manana ny anarany avy izy ireo arakaraka ny bikany sy ny zavatra nanaovana azy: ao ny kapoaka (misy na tsy misy tahony hihazonana azy), ao ireo afehy amin' ny hatotanana na ny tongotra ka entina mandihy; ny tsotra indrindra dia voatavo arivolahy efa maina, nesorina ny tao anatiny ary nasiana voa madinika [1.1] |
Explanations in English |
27 a child's rattle [1.7] |
Examples |
28 Tamin' izany no nahazon' I Terezy kely korintsana (kilalao vita gasy) sy kavina an-koso-bolamena;
[2.470#]
|
Vocabulary | 29 Music: instruments |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Illustrations |
|
Updated on 2025/09/19 |
![]() |