|
|
|
|

Teny iditra1  taralila
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan' angorodao, fahita any amin' ny Betsimisaraka [1.1]
Ohatra  4  notendren' Ikemba ny taralila, ka nanakoako ny moron-dranomasina. [2.499#]
Voambolana  5  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  127 lalaitra, taralila

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09