| Entry | 1 kahamba |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Korintsana mitovy amin' ny faray, saingy fohy kokoa satria volotsangana vaniny roa ihany. Misy fomba maro fampiasa azy: ahontsana, kapohina amin' ny riran-tanana, donina amin' ny totohondry; ny manan-talenta dia afaka mitotorebika amin' ny tongony sady mampiasa kahamba ny tanany. Maromaro ny anarany araka ny faritany: kaiamba, kaihamba, kai-hiamba, tsakaihamba |
| Vocabulary |
4 Music: instruments |
| Other spellings | 5 kahiamba, kaiamba, kaihamba, kaihiamba, tsakaihamba |
| Hyperonym |
|
| Co-hyponyms |
|
| Anagrams | 128 hakamba, hambaka, kahamba |
| Updated on 2025/07/29 |
|