|
|
|
|

Teny iditra1  piano
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavamaneno misy fitendry toy ny arimonia, saingy tsy mba rivotra no mampaneno azy fa ny fikapohana ny fitendrena izay mifandray amin' ny tadim-peo mikarantsana tsirairay avy: Mitendry piano [1.1]
Ohatra  4  Somary manokana ny momba ilay mpitendry piano avy ao Manakambahiny avaratr' i Vohidiala. [2.472]
Voambolana  5  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  127 paino, piano

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09