|
|
|
|

Entry1  fotsy bobo
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  fotsy, bobo
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza olona manana volon-koditra fotsy hafahafa vokatry ny toe-javatra manokana, dia ny tsy fisian' ilay zavatra mpandoko ny hoditra sy ny volo raha miforona ao an-kibon-dreniny ny zaza
Explanations in English  5  [1.7] an off-white color, as the skin bleached by disease
Explanations in French  6  [1.8] blanc anormal, comme les albinos
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2025/07/29