|
|
|
|

Entry (1/5)1  horaka
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  7  [1.78] [Tambahoaka, Bezanozano] tanimbary
8  [1.1] Tanimbary be rano eny andemaka izay tsy mila hitaritana rano intsony hanondrahana azy (Mifanohitra aminy: sakamaina, tavy)
9  [1.13] tany tsy afa-drano azo volena
Explanations in English  10  [1.7] [Provincial] a ricefield
Explanations in French  11  [1.3] rizières, terrains marécageux, humides
12  [1.8] [Provincial] a rizière
13  [1.13] marécage, marais; sol hydromorphe
14  [1.196] . Rizières sommairement aménagées. Aussi la végétation des sols humides : plantes de marais. [Betsimisaraka]
15  [Taisaka]
Examples  16  [2.324] Ao ambany avaratra horaka feno kotro sy ahitra lava, ary ny tamotamo no mameno any.
Vocabulary  17  Geography: (in general)
Analogs  18  heniheny, honahona, zetra

Entry (2/5)19  horaka
Part of speech  20  noun
Derivatives 
21  Active verbs :
22  Passive verbs :
23  Relative verbs :
24  Names :
25  Adjectives :
Explanations in Malagasy  26  [1.1] Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny hora-pifalian' ny vahoaka
Feon' ny sahona: Horaka no an' ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon' ny rano
Explanations in English  27  [1.7] the cries of a crowd
Explanations in French  28  [1.3] cris d’étonnement, d’admiration, de surprise, de félicitation, de répulsion, de rébellion
coassement des grenouilles
29  [1.8] les cris d'une foule
Vocabulary  30  Sound
Synonyms  31  horakoraka

Entry (3/5)32  horaka
Part of speech  33  noun
Derivatives 
34  Active verbs :
35  Relative verbs :
36  Names :
Explanations in Malagasy  37  [1.1] Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin' ny fahitana ny ory na mijaly
Examples  38  [2.996] Torotoron'ny latsa ny foko, ka marary aho, miandry horaka, fa tsy nisy
Synonyms  39  horakoraka

Entry (4/5)40  horàka
Part of speech  41  adjective
Derivatives 
42  Names :
43  Adjectives :
Explanations in Malagasy  44  [1.1] mena
Explanations in French  45  [1.3] écarlate, vermillion
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Tables and plates  144  The Colors

Entry (5/5)145  horaka
Part of speech  146  noun
Explanations in Malagasy  147  [1.78] [Tanosy] zohy, lavabato

Anagrams  148  aharok, hakaro, hakora, harako, haraok, haroak, haroka, horaka, horàka

Updated on 2025/08/10